|
|
|
|

Entrée1  iray petsapetsa
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana
olona iray foko
olona miray tetika
Explications en anglais  4  [1.7] of the same social level; united
Explications en français  5  [1.8] au même niveau de la société
Exemples  6  [2.471] Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona:
Mots élémentaires  7  iray, petsapetsa

Mis à jour le 2024/12/07