Entrée (1/2) | 1 petsapetsa |
Radical | 2 petsa |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza ny tany misy rano ka mangeniheny, mangonahona. |
Explications en anglais |
5 [1.2] sloppy. 6 [1.7] wet, soaked |
Explications en français |
7 [1.8] mouillé, trempé |
Exemples |
8 Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa. [2.470] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 16 petsapetsa |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en malgache |
18 [1.1] [Betsileo]
Honahona nototofana natao tanimbary |
Mis à jour le 2025/01/21 |