Entrée (1/2) | 1 intỳ |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra eny an-tanana ka tondroina amin' olona itenenana: Intỳ ny satrokao Enti-milaza zavatra na olona aseho eo no ho eo amin' olona itenenana: Intỳ misy hira kely atolotro ho an' i Neny |
Explications en anglais |
4 [1.7] here I am, here he is, etc |
Explications en français |
5 [1.8] me voici, le voici, etc |
Entrée (2/2) | 6 inty |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 [1.78] [Bara]
loto, pentina |
Dérivés |
|
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |