|
|
|
|

Entrée1  indray mipy maso
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] indray miserana kely; ao anatin' ny fotoana fohy dia fohy; fotoana kely mihelina, vetivety
Exemples  4  [2.5] Tapak' andro maninjitra aho miharitra hain' andro sy oram-baratra mba hanarato ho an' ilay lahiantitra, nefa indray mipy maso monja kosa no hanarianao izay nisasarako!
Mots élémentaires  5  indray, mipy maso

Anagrammes  6  indray mipi-maso, indray mipy maso

Mis à jour le 2025/01/21