|
|
|
|

Entrée1  indray mipy maso
Mots élémentaires  2  indray, mipy maso
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] indray miserana kely; ao anatin' ny fotoana fohy dia fohy; fotoana kely mihelina, vetivety
Exemples  5  Tapak' andro maninjitra aho miharitra hain' andro sy oram-baratra mba hanarato ho an' ilay lahiantitra, nefa indray mipy maso monja kosa no hanarianao izay nisasarako! [2.5]

Anagrammes  6 

Mis à jour le 2025/01/21