|
|
|
|

Entrée (1/2)1  inay
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Enti-milaza zavatra heno ka toa tondroina: Inay ilay feo henoko omaly [1.1]
Synonymes  4  injay

Entrée (2/2)5  inay
Partie du discours  6  interjection [Liste complète]
Explications en malgache  7  Toy izay, tahaka izay (teny mitory toa fanenenana amin' ny zavatra natao, na toa faniniana ny lahatra amin' ny tsy naha-toy izao na toy izao ny tena): Inay aho tsy niavonavona tamin' ny lehibeko! / Inay aho tsy nahalala an' iny olona iny na oviana na oviana! / Inay aho vorona sahala aminao! (Ny Avana) [1.1]
Explications en anglais  8  there! Behold! O that! Would that! Hark! List! Used of some one drawing near but not yet in sight. [1.2]
9  there! oh that! [1.7]
Explications en français  10  puisse! oh que! plaise à Dieu! [1.8]

Anagrammes  11  ainy, aiñy, iañy, inai, inay, inia

Mis à jour le 2020/07/31