Entrée (1/3) | 1 ila |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 ilany [Taisaka]
[1.78] 4 Faritra misy ny tehezana amin' ny tenan' ny olombelona: Misy marary ato amin' ny ilako havia ato 5 Lanimandry, lafy 6 Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao 7 Faritra: Be ala ny ila atsinanan' i Madagasikara 8 Antsasaka: Omeo ahy hovidiko itỳ ila tratran' omby itỳ [1.1] |
Explications en anglais |
9 the side of anything, a piece, generally a half of anything. It is mostly used with the suffix pronoun -ny, as : ilany, its side, half of it. [Malay Balah (?)] [1.2] 10 the side, a half [1.7] |
Explications en français |
11 côté, moitié [1.8] 12 moitié, façade, membre, flanc [1.13] |
Dérivés |
|
Analogues | 19 tehezana, takiba |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 25 Proverbes contenant le mot ila |
Entrée (2/3) | 26 ila |
Partie du discours | 27 Non spécifié |
Explications en malgache |
28 Fitadiavana, fizahana, fikarohana [1.1] |
Explications en anglais |
29 (root) [1.2] |
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 34 ila |
Partie du discours | 35 nom |
Explications en malgache |
36 fihetsiketsika, hadalana, tsy fandinihana, tsy fiheverana [Tanala]
[1.78] |
Anagrammes | 37 aly, ila, lay, 'lay, lia |
Mis à jour le 2023/05/31 |