|
|
|
|

Entrée (1/4)1  horita
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Olona fatra-pitsentsitra ny madinika
Explications en français  4  [1.13][oRIta] bourgeois

Entrée (2/4)5  horita
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  [1.1] Biby maro tanana any anaty ranomasina izay malaza ho mpitsentsitra ny ran' ny haza azony
Explications en français  8  [1.13][orita] pieuvre
Vocabulaire  9  Zoologie: invertébrés

Entrée (3/4)10  horita
Partie du discours  11  nom
Explications en français  12  [1.196] Bananes qu'on mange crues et bien mûres, sans autre préparation. Ce sont les meilleures variétés de Musa paradisiaca L. (Musaceae), celles que les créoles appellent « figues ». [Betsimisaraka]
Vocabulaire  13  Botanique
Nom scientifique 

Entrée (4/4)15  Horita
Partie du discours  16  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en malgache  17  [1.38] mponina teo amin' ny tendrombohitra Hora, na Seira, ary natao ho naman' ny Emima sy ny Refaita koa izy. Nonina tamin' ny lava-bato izy ireny; ary ny dikan' ny teny hoe Horita dia "mponina an-dava-bato". Maro ny lava-bato any amin' ny tendrombohitra any Edoma, indrindra any Petra renivohiny. Angamba nifangaroharo tamin' ny taranak' i Esao, izay nandresy azy izy, ka ao amin' ny fitantarana sasany dia niaraka voalaza tamin' ny taranak' i Esao izy.
Explications en anglais  18  [2.996] Horites
Explications en français  19  [2.996] Horites
Exemples  20  ary ny horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany El-parana, izay eo anilan'ny efitra. [2.996]
Vocabulaire  21  Ecritures Saintes
Citations bibliques  22  Chapitres et versets citant Horita

Anagrammes  23 

Mis à jour le 2025/01/21