|
|
|
|

Entrée1  holafiny
Partie du discours  2  nom holafitra et pronom
Explications en malgache  3  [1.78] [Taimoro] sampaho, salohy (akondro)
4  [1.1#440] Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray
Ny olombelona toy ny embok' akondro ka raha manondro lanitra, iray ihany fa raha mitsontsorika, samy manana ny holafiny: enti-milaza ny firaisam-piavian' ny olombelona na dia misampana ho karazany maro aza
Analogues  5  fizarana, toko, antoko.
Mots composés 

Anagrammes  7  filohany, folahiny, hafilony, halofiny, hifiloan, hofaliny, holafiny

Mis à jour le 2023/10/29