|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hoho
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka
Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo)
Explications en anglais  4  [1.7] a claw; a finger or toe nail
Explications en français  5  [1.8] griffe, ongle
Vocabulaire  6  Biologie
Dérivés 
7  Verbes passifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Article  20  Randzavola: hoho ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)21  hoho
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23  [1.78] [Tanosy] tranombitsika ambony hazo
24  [1.1] [Sakalava] Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny
Vocabulaire  25  Zoologie: invertébrés

Mis à jour le 2025/01/21