|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hoaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Lavaka, loaka anatin' ny hazo, vatolampy
4  Fisokafan'ny vava mitanatana mba hamoaka rivotra amin'ny fotoana mahanoana na ta hatory
5  Hery sy feo re rehefa mandoa [1.1]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)11  hoaka
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  varavarankely [Tambahoaka] [1.78]
14  varavarankely boribory na lavalava fanao ambany tafo [1.13]
Explications en français  15  oeil de boeuf [1.13]
Mots composés 

Anagrammes  17  hakoa, haoka, hoaka, ohaka

Mis à jour le 2023/08/15