|
|
|
|

Entrée1  mihoaka
Radical  2  hoaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa
Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory
Explications en français  5  [1.54] faire des efforts pour vomir
Vocabulaire  6  Santé
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Synonymes  10  mihoakoaka
Analogues  11  dimpoana, fenofeno, maivivy, maloiloy, manamonaina, masinaty, misalebolebo, misalembona, misalobona, misolebileby, salontsolonina, salosonina, tahandoa

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21