Entrée (1/2) | 1 hindrahindra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 fanaingana amin' ny sandry ny zazakely lalaovina na rotsirotsina : fanandratana sady fanetsiketsehana ny zavatra ampideraina [1.10#H.219] 4 rotsirotsy famalifaliana; fanasohasoana amin' ny doka na tambitamby; fikarenjirenjena, fipelipelehana [1.1] |
Explications en anglais |
5 playfulness, wantonness [1.7] |
Explications en français |
6 action de folâtrer, de balancer [1.3, 1.8] 7 action de remuer [1.3] |
Dérivés |
|
Synonymes | 12 sahindrahindra |
Entrée (2/2) | 13 hindrahindra |
Partie du discours | 14 adjectif |
Explications en anglais |
15 playful, frisky [1.7] |
Explications en français |
16 qui folâtre [1.8] |
Mis à jour le 2020/07/31 |