Entrée | fanindrahindrana (hindrahindra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanaingana zavatra amin' ny tanana roa mba hampisehoana azy ho hita sy hoderain' ny olona; fanasoasoana: Loza loatra ny fanindrahindrana ny lehibe sasany [1.1] | |
Entrée | fanindrahindrana | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fandokadokafana [1.13] | |
Explications en français | éloge [1.13] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |