|
|
|
|

Entrée1  hevi-dravina
Mots élémentaires  2  hevitra, ravina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] hevitra tsy izy, fiheverana kitoatoa sy raikiraiky; fisainana kitoatoa ary tsy marina
Explications en français  5  [1.5#143] utopie, rêverie
6  [1.4.fr#544] mythe
Exemples  7  Nampandamoaka ny ezaka noho ny hevi-dravina ideolojika sy ny finiavana hifehy ny "kilalao politika" eny ifotony [4.27#2008/03/28]
Vocabulaire  8  Philosophie
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot hevi-dravina

Mis à jour le 2024/12/07