Entrée (1/2) | 1 heverina |
Radical | 2 hevitra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Eritreretina: Tsy noheverinao akory ny teny holazainao Dinihina, saintsainina, alaina ambony alaina ambany: Hevero tsara ny amin' ny ho avinao Atao: Heverinao ho adala angaha aho? |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be thought of |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on pense |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot heverina |
Entrée (2/2) | 14 heverina |
Radical | 15 hevitra |
Partie du discours | 16 adjectif |
Explications en malgache |
17 [1.1] Mihozongozondoha, mihevingevina ny loha: Sady efa lehibe no manana aretina Ingahy Rakoto ka sady pahina no heverina |
Anagrammes | 18 heverina, hiverena, iheveran, nihevera, virehane |
Mis à jour le 2023/01/20 |