Entrée | 1 herintaona |
Mots élémentaires | 2 herina, taona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, izany hoe 365 andro sy 4 ora na ampahefatry ny andro iray 5 Elanelam-potoana misy andro 365 manomboka ny 1 Janoary ka miafara ny 31 Desambra, mitovy amin' ny taona ihany: Hianatra any Andafy, hono, izy amin' ny herintaona [1.1] |
Explications en anglais |
6 a year [1.7] |
Explications en français |
7 un an [1.3#239] 8 une année [1.8] |
Exemples |
9 Nampianarina nandritra ny herintaona ny miaramila. [2.508#] 10 ka raha tsy mahaloa dio atao gadralava herintaona. [1.123#] 11 Karamam-behivavy manetsa tapak' andro ka tsy azony herintaona! [2.643#] |
Vocabulaire |
12 Temps |
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot herintaona |
Anagrammes | 15 aninteraho, herintaona |
Mis à jour le 2023/10/12 |