|
|
|
|

Entrée (1/2)1  heny
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mitovy amin' ilay efa eo, na isa na habe: Enina kilao io kisoa io tamin' ny novidiko, ary izao izy telopolo kilao, izany hoe lasa indimy heny ny lanjany.
Explications en anglais  4  [1.7] so many times; used with numerals, as: avo folo heny (ten times as much)
Explications en français  5  [1.8] tant de fois; s'emploie comme suit: avo folo heny (dix fois plus)
Dérivés 
6  Noms :
Mots composés 

Entrée (2/2)15  heny
Partie du discours  16  adjectif
Explications en malgache  17  [1.1] Sahaza, mifanentana, tandrify, mifanandrify
Mahazo mivady fa tsy mpihavana akaiky: Olon-tsy heny aminao Rasoa ka tsy azonao alaina ho vady.
Explications en français  18  [1.19] [Tankarana] réel, vraiment. (edy, ankitiny, tokoa)
Mots composés 

Anagrammes  20 

Mis à jour le 2025/01/21