Entrée | 1 hatsatra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Malazo tonga vonivony toa manopy fotsy fa lany ra: Avy narary izy ka mbola hatsatra ny endriny |
Explications en anglais |
4 [1.2, 1.7] pale 5 [1.2] wan, sickly. Used in speaking of the condition of one recovering from an illness of just out of prison. 6 [1.7] livid |
Explications en français |
7 [1.3, 1.8] pâle, livide 8 [1.3] blême 9 [1.196] (dans toute l'île). Adjectif (du malais puxat, même sens) : étiolé, qui n'a pas fourni de chlorophylle par manque de lumière. |
Exemples |
10 Dia nalemy indray izy, ka fotsy hatsatra toy iny alina. [2.324] 11 Indro vehivavy hatsatra sy lao Mitondra am-babena zaza miamboho. [1.256] 12 Io Zozefinina efa hatsatra dia hatsatra, renodrenoka eo am-parafara! [2.499] |
Vocabulaire |
13 Botanique |
Analogues | 14 mivaloarika, mivolom-balala maty, matroka, vasoka, malazo, maina, tsy marevaka, tsy misy renty |
Mots composés |
|
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |