|
|
|
|

Entrée1  haratsiana
Radical  2  ratsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny olona na zavatra ratsy, na ara-batana izany na ara-panahy: Haratsian-tarehy. Haratsiam-panahy
Havetavetana
Explications en anglais  5  [1.7] evil, wickedness
Explications en français  6  [1.3, 1.8] méchanceté
7  [1.3, 1.8] malheur
8  [1.3] malice
9  [1.3] mauvais état, mauvaise qualité, laideur
Exemples  10  Hahita vehivavy anio, fa ny zanako avy no anamparana ny haratsiana! [1.214#mg]
11  haratsiana amin' izany eto ilay omby satria malemy sy tsy mahavita ny asany ara-dalàna. [1.519#]
Synonymes  12  faharatsiana
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot haratsiana

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21