|
|
|
|

Entrée1  faharatsiana
Radical  2  ratsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny zavatra na olona ratsy; zava-dratsy, heloka: Diso indray mandeha ve izy dia tsy maintsy hovesarana ny faharatsiana rehetra eto ambonin' ny tany
Explications en français  5  [1.3] mauvais état, mauvaise qualité, laideur
méchanceté, malice, malheur
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :
Synonymes  8  haratsiana
Mots composés 

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21