Entrée (1/2) | 1 haody |
Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [2.313] azo idirana ve? izany no tena hevitry ny hoe haody, izay fanontaniana tany an-tendrony ary novaliana hoe: "haodiana!" : azo idirana 4 [1.1] Teny fanonona raha vao hiditra an-tranon' olona hovangiana, ka "azo idirana va?" no heviny, ary dia novaliana taloha hoe "haodiana e!" |
Explications en anglais |
5 [1.2] a word used by visitors at the door of a house when they are on the point of entering or wish to enter. 6 [1.7] hello ! (spoken when standing at the door) |
Explications en français |
7 [1.8] bonjour ! (se dit devant la porte) |
Exemples |
8 Raha hangalatra izy tsy hanao haody. [2.445#] 9 Ka haody, arahaba soa, haody, arahaba tsara. [2.245#] |
Dérivés |
|
Titres | 11 Haody, ry Ambohimanga! (Rajaofera Fredy) |
Entrée (2/2) | 12 haody |
Partie du discours | 13 adjectif |
Explications en malgache |
14 [1.1] Mahimahina ka mitazantazana lavitra manodidina fa tsy sahy manatona; mahimahina tsy sahy, kaodikaody |
Explications en français |
15 [1.3] intimidé, peu rassuré, peu familier, rôdeur |
Dérivés |
|
Synonymes | 18 haodihaody |
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |