|
|
|
|

Entrée1  hamoraina
Radical  2  mora
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Atao tonga mora: Hamorao kely ny fanadinana amin' ito fa sarotra loatra isan-taona
Amboarina atao raharaham-pihavanana ifampiraharahana ankamorana: Soa ihany fa nohamoraina ny raharaha fa raha tsy izany mety ho lasa ady nifanaritaka mihitsy
Explications en anglais  5  [1.7] to be made easy
Explications en français  6  [1.8] qu'on rend facile
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21