Entrée (1/2) | 1 hahazana |
Radical | 2 hahy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en anglais |
4 [1.2] [Provincial]
to be dried by exposure to the sun |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot hahazana |
Entrée (2/2) | 12 hahazana |
Radical | 13 hahy |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 [1.1] Ny zavatra ahahy, ny zavatra tiana ho maina ka apetraka eo amin' ny hainandro: Vato tsindry hahazana (ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra) |
Explications en anglais |
16 [1.2] the things exposed to the sun or air. 17 [1.7] things put out in the sun to dry |
Explications en français |
18 [1.3#205] le séchoir 19 [1.8] ce qu'on met à sécher au soleil |
Exemples |
20 Raha tonga' tany Tsiazompaniry anefa dia sendra ny ora-tampoka nandena ny hahazana, nanaovan' olona am-bilana sy be noho vitsy, namelarana tadivavarana ary nanaovana fandri-totofana sy longoa mitoto-bozaka ka latsaka tao am-bavan' ny mamba; [2.587#] |
Anagrammes | 21 hahazana, hanahaza |
Mis à jour le 2023/04/09 |