|
|
|
|

Entrée1  governora
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika
Explications en anglais  4  [1.2][goverinora] a governor of a town or province
5  [1.7][goverinora] a governor
Explications en français  6  [1.3] gouverneur
7  [1.8][goverinora] gouverneur
Exemples  8  [2.270#] Tera-menan' ny hatezeran' ny governora.
9  [2.472#] Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy.
10  [2.366#] Nony efa nifanantoka dia niteny ny governora.
Vocabulaire  11  Politique
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot governora
Article  13  Randzavola: governora ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/07