Entrée (1/2) | 1 gina |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsy misy feo re: Gina ny tanàna 4 Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ 5 Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba [1.1] |
Explications en anglais |
6 for ngina [Provincial]
[1.2] 7 silent, solitary [1.7] |
Explications en français |
8 qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi [1.3#197] 9 silencieux, solitaire [1.8] |
Exemples |
10 gina ny tanàna (Le village est silencieux) [1.3] 11 gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit) [1.3] 12 Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence) [1.3] 13 gina ny olona rehetra. [2.298] 14 Taitra sy gina no nifampijery ny mpianatra. [2.356] 15 Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza. [2.69] |
Dérivés |
|
Synonymes | 21 gingina#mg.aj |
Analogues | 22 kina, sina, mangina, tankina, tsy miteny, tsy miloa-bava, tsy miloa-peo, tsy miteny tsy mivolana, mihimoka, mizai-molotra, mikombom-bava, tsy ahitan-teny, mafy vava, vitsy teny, misaraka aman-teny, moana |
Entrée (2/2) | 23 gina |
Partie du discours | 24 adjectif |
Explications en anglais |
25 a very loud report [1.2] |
Anagrammes | 26 angy, gani, gina, inga |
Mis à jour le 2024/02/27 |