|
|
|
|

Entrée1  migina
Radical  2  gina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Marenina: Migina ny sofiko amin' ny tabataba ataon' ireo ankizy ireo
5  Manao ditra, mikiribiby: Migina mivoaka foana izy na dia efa rarana aza
6  (rafitra) Miady tsara, mikaona tsara: Tsy migina ny rafitr' ity latabatra ity ka izany no mampitolilalila azy [1.1]
Explications en anglais  7  to be deafened by too loud a sound. [1.2]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
Mots composés 

Anagrammes  12  gainim, iginam, ingaim, miangy, migina

Mis à jour le 2023/03/07