Entrée (1/2) | 1 garabola |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ny lakilasy misy ny mpianatra madinika vao mianatra abidy 4 [1.62#471] sehatra fibeazana fototra andraisana zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Vao tao amin' ny garabola io zaza io dia efa hita ny haranitan-tsainy 5 [1.62#471] sekoly fibeazana fototra ianaran' ireo zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Manampy betsaka ny fanabeazana ny fampitaovana an' ireny garabola ireny |
Explications en français |
6 [1.5] classe maternelle |
Exemples |
7 Toraka izany ny mikasika ny fampianarana, manomboka amin’ny garabola ka hatrany amin’ny sampampianarana ambaratonga ambony [4.27] 8 Sa amin' ny alalan' ny fiparitahan' ny sekoly tsy miankina tsy an' ny fiangonana, izay mirehareha fa manome fampianarana amin' ny teny frantsay tanteraka manomboka amin' ny kilasy garabola ka hatramin' ny kilasy famaranana? [4.27] |
Vocabulaire |
9 Education |
Analogues | 10 tongavola, rosovola, kingavola, haivola |
Titres | 11 Garabola (FOFAFIPE) |
Entrée (2/2) | 12 Garabola |
Mots élémentaires | 13 garabola |
Partie du discours | 14 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Vocabulaire |
15 Education |
Auteur |
16 FOFAFIPE |
Editions |
17 , 1992, 2000. Hauteur: 24cm. Largeur: 18cm. Pages: 96 |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |