|
|
|
|

Entrée1  fotsina
Radical  2  fotsy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao
Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro
Explications en anglais  5  [1.2] to be made white.
6  [1.7] to be whitened
Explications en français  7  [1.8] qu'on blanchit
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Autres orthographes  12  fotsiana

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21