Entrée | 1 fotsiana |
Radical | 2 fotsy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be made white. 6 [1.7] to be whitened |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on blanchit |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 12 fotsina |
Anagrammes | 13 asafonti, atsofany, fotsiana, itsofana, safotany, safotina, tsofanay |
Mis à jour le 2023/01/20 |