|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fotoana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Faharetana voamariky ny fifandimbiasan' ny andro sy ny alina, ny taona, ny zava-dehibe nitranga: Tamin' ny fotoana nanjakan' Andrianampoinimerina no nandroso fatratra ny teto Imerina
Andro: Be loatra ny asa ka mila tsy hanam-potoana hisakafoana akory aho
Paik' andro, fetr' andro: Tonga ny fotoana handoavanao ny volako ka omeo aza fady
Tapak' andro, ora nifanaovana, nifanarahana hihaonana: Tamin' ny telo no fotoananay nefa mbola tsi tonga ihany izy
Fizarantaona fanaovana asa, taozavatra: Fotoana fanetsana izao.
Explications en anglais  4  [1.2] an appointed time. Same as fitoana.
5  [1.7] time; a rendezvous
Explications en français  6  [1.3] (qu'on prononce quelquefois fitoana) rendez-vous, terme, échéance, temps ou lieu fixé
7  [1.8] le temps; moment; rendez-vous
8  [1.13] temps, date
Exemples  9  Ny fotoana toy io dia mitondra vetsovetso mahamanina. [2.499]
10  Fa nitsivalana teo amin' ny làlany ny Antsiantsy, ka nifanandrina fotoana fohy izy roa lahy. [2.5]
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
17  Adjectifs :
Synonymes  18  fitoana
Mots composés 
Proverbes  65  Proverbes contenant le mot fotoana
Article  66  Randzavola: fotoana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)67  fotoana
Partie du discours  68  nom
Explications en français  69  [1.13] menstruation
Vocabulaire  70  Biologie
Morphologie 
71  Simple :
72  Préfixée :

Entrée (3/3)73  fotoana
Partie du discours  74  nom
Explications en français  75  [1.196] [Sihanaka, Merina] Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Voir aussi foto.
Vocabulaire  76  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  78 

Mis à jour le 2025/01/21