Entrée | 1 fomba amam-panao |
Mots élémentaires | 2 fomba, amana, fanao |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en français |
4 les us et coutumes [1.66.fr#947] |
Exemples |
5 Izay vao tena hitako ny fomba amam-panaony [2.472#63] 6 Ireny no fomba amam-panaon' ny firenena mandroso! [2.528#77] 7 Ka ireto izany fomba amam-panao namehezany ny fiainany izany [2.245#17] 8 fomba amam-panao malagasy taloha ela be, nosoratan' i Max Randria [2.436#185] |
Mis à jour le 2024/12/19 |