|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanao
Radical  2  tao
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manao: Izao no fanao mofo ramanonaka
Fomba arahina mahazatra: Samy manana ny fanaony ny firenena rehetra
Azo atao: Tsy fanao akanjo ny taratasy
Explications en anglais  5  [1.2] Usual mode of doing anything, a custom.
Explications en français  6  [1.3] ce qu'on peut faire, les usages, les coutumes, manière de faire
Mots composés 
Titres  12  Fomba amam-panao malagasy : 1887-1962 (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
13  Fomba fanao raha misy maty : Famangiana ~ Levenana (Rasamuel Maurice)
14  Fomba Fanao sy Fitenin' ny Malagasy (Andriamananjara Rajaona)
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot fanao

Entrée (2/2)16  fanao
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  [1.196] Piptadenia sp. (Fabaceae). Bois brun, très dur, dont l'intérêt fut souligné par Jean Laborde (voir fano). [Merina]
Vocabulaire  19  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  21  afano, afona, anofa, aofan, fanao, fanoa, fanoa-, foana, naofa, ofana

Mis à jour le 2025/02/07