Entrée | 1 fofon' aina |
Mots élémentaires | 2 fofona, aina |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy |
Explications en anglais |
5 [1.2][fofon-aina] The breath; lit. the breath of life. |
Exemples |
6 ka raha sofiny hianao mba tandrony aho raha mikopaka hianao mba mihodina aho raha manao fofonaina mifanerana hianao [2.131] |
Vocabulaire |
7 Biologie |
Mots composés |
|
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |