| Entrée | 1 foanana |
| Radical | 2 foana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Tsy atao indray: Nofoanana ny fety saika hatao fa nisy sampona
9 Lazaina ho tsy manan-kery intsony: Lalàna efa nofoanan' ny Fanjakana io [1.1] |
| Explications en anglais |
10 to be abolished, to be brought to naught
[1.7] |
| Explications en français |
11 qu'on vide, qu'on abolit, qu'on annulle
[1.8] |
| Exemples |
12 Valin' ny natao tsy azo foanana.
[2.296#]
13 Ny ahiahy faharoa tsy maintsy foanana dia ny momba ny anjaran' ny Fanjakana. [4.27#] |
| Anagrammes | 14 anafano, 15 anofana, foanana |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|