Entrée | 1 foanana |
Radical | 2 foana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy atao indray: Nofoanana ny fety saika hatao fa nisy sampona Lazaina ho tsy manan-kery intsony: Lalàna efa nofoanan' ny Fanjakana io |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be abolished, to be brought to naught |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on vide, qu'on abolit, qu'on annulle |
Exemples |
7 Valin' ny natao tsy azo foanana. [2.296#] 8 Ny ahiahy faharoa tsy maintsy foanana dia ny momba ny anjaran' ny Fanjakana. [4.27#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |