|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fivoasana
Radical  2  vofy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..)
Explications en français  5  [1.3#846] l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif
6  [1.196] action d'éplucher, d'enlever l'écorce
Synonymes  7  famoasana

Entrée (2/2)8  fivoasana
Radical  9  vofy
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  [1.1] Fanazavana: Fivoasana tanin' ny Soratra Masina
Fitsikerana: Fivoasana lahatsoratra
Explications en français  12  [1.3#846] l'action d'expliquer, le moyen, le mofif
Exemples  13  Nofaranan' ny misionera ny fivoasana tamin' ny teny hoe: -Mpiady tsy nahalala tahotra i Davida! [2.270#69]
14  Iny takariva iny dia nitangorona teo amoron' ny afon-dasy lehibe ny vatan-dehilahy rehetra ary nanao fanitaran-tsaina tamin' ny fivoasana ohabolana sy tantara madinidinika samy niainany avy. [2.643#123]
Synonymes  15  famoasana

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21