|
|
|
|

Entrée (1/3)1  famoasana
Radical  2  vofy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..)
Explications en anglais  5  [1.7] the act of peeling
Explications en français  6  [1.3#846] l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif
7  [1.8] action d'éplucher, de dépouiller
Exemples  8  Mbola eo anefa ny fanidiana ny akoho amam-borona, ny fampidirana am-bala ny ombin-tsarety roa lahy, ny fahandroan-kanina, ny famoasana voanongo hatao jiro, izay efa nanana ny anjara asa fanaony avy izy rehetra tamin' izany. [2.472#17]
Synonymes  9  fivoasana
Mots composés 

Entrée (2/3)11  famoasana
Radical  12  vofy> voasana, voavofy, mamofy, mivofy, famofy, fivofy, mpamofy, mpivofy, amoasana, famoasana, ivoasana, fivoasana
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  [1.1] Fanazavana: Famoasana tanin' ny Soratra Masina
Fitsikerana: Famoasana lahatsoratra
Explications en anglais  15  [1.7] an explanation or exposition of ideas
Explications en français  16  [1.3#846] l'action d'expliquer, le moyen, le mofif
17  [1.8] exposition d'une idée
Synonymes  18  fivoasana

Entrée (3/3)19  famoasana
Partie du discours  20  nom
Explications en français  21  [1.13] chariotage
Vocabulaire  22  Technique
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11