|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitsarana
Radical  2  tsara
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Asan' ny saina manavaka ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fandanjalanjana ny mety sy ny tsy mety: Aoka tsy hiady hevitra firy ianareo fa samy manana ny fitsarany zavatra ny olona rehetra
5  Fahefana napetraky ny fanjakana mampiseho izay rariny sy hitsiny amin' ny alalan' ny fandinihana sy fampiharana ny lalàna manamarina na manameloka: Efa niakatra fitsarana ny raharahan-dry Rabe sy Ranaivo
6  Toerana anaovana io fitsarana io: Lasa eny amin' ny Fitsarana i dada
7  Anarana nomena ny tangena fahizay. Misy ambaratonga telo ny fitsarana: ny Fitsarana ambaratonga voalohany, ny Fitsarana ambony (azon' izay resy tamin' ny voalohany angatahina hitsarana azy indray), ary ny fitsarana tampony (azon' izay resy tamin' ny faharoa angatahina hitsarana azy farany). Ny atao hoe Fitsarana avo kosa dia ny antoko-mpitsara miandraikitra ny fampanoavana ny Lalàm-panorenana [1.1]
Explications en anglais  8  [Rel. s. from mitsara (tsara).] Judgment, the seat of judgment. [1.2]
9  a judgement; a court of law [1.7]
Explications en français  10  le jugement, le lieu, le tanguin qui jugeait
11  l'aiguille placée au-dessus du fléau de la balance [1.3#753]
12  jugement; tribunal [1.8]
Exemples  13  Tsy very anjara koa ny fitsarana. [4.27#2012/05/24]
14  Ny Tangena no natao fitsarana farany. [2.508#422]
Vocabulaire  15  Loi
Mots composés 
Titres  20  Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana ()
21  Fitsarana Tampony ()
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot fitsarana
Article  23  Randzavola: fitsarana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)24  fitsarana
Partie du discours  25  nom
Explications en français  26  (racine tsara). Au sens habituel : jugement. Nom qu'on donnait au tangena : Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae) quand il servait à pratiquer l'ordalie, le « jugement de Dieu » ; on disait aussi tangena-mitsara. [1.196]
Vocabulaire  27  Botanique
Synonymes  28  tangena-mitsara, tangenitsara
Nom scientifique 

Anagrammes  30  fanaratsy, fanisatra, fiantsara, fisatrana, fitsarana

Mis à jour le 2023/07/29