Entrée (1/4) | 1 fitsaka |
Radical | 2 tsaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin' ny feo manokana izay [1.1] |
Entrée (2/4) | 5 fitsaka |
Radical | 6 tsaka |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 Fomba entina mitsaka na mita rano [1.1] |
Entrée (3/4) | 9 fitsaka |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin' ny takona [1.1] |
Explications en français |
12 Action de s'aplatir, de diminuer de volume, de se tasser, de s’affaisser, de s’accroupir, de se coucher, de se cacher, de se mettre au guet, de supporter, de jeter dans [1.3#175] |
Dérivés |
|
Entrée (4/4) | 18 fitsaka |
Radical | 19 tsaka |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en malgache |
21 Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1] |
Synonymes | 22 fitsakana |
Anagrammes | 23 fatsaky, fatsika, fitsaka, tsifaka |
Mis à jour le 2023/02/27 |