Entrée (1/4) | 1 tsaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Feo re amin' ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin' ny antsy maranitra, na amin' ny fanatrabahana tany amin' ny angady maranitra [1.1] |
Vocabulaire |
4 Son |
Dérivés |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot tsaka |
Entrée (2/4) | 10 tsaka |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. [1.1] |
Dérivés |
|
Entrée (3/4) | 15 tsaka |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 Fakana rano eny an-doharano. [1.1] |
Dérivés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot tsaka |
Entrée (4/4) | 24 -tsaka |
Partie du discours | 25 forme morphologique de saka |
Explications en malgache |
26 SAka [1.1] |
Anagrammes | 27 atsak, katsa, -tsaka, tsaka |
Mis à jour le 2020/07/31 |