Entrée | 1 afitsaka |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Atao mifitsaka: Afitsaka ny tany alohan' ny hanorenana ny trano Afenina, angalarina: Nafitsany ny volako ariary folo |
Explications en anglais |
4 [1.2] to be flattened, to be levelled, to be laid down |
Radical | 5 fitsaka |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 afatsika, afitsaka |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |