|
|
|
|

Entrée (1/4)1  fitoriana (tory)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy [1.1]

Entrée (2/4)4  fitoriana (tory)
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy [1.1]

Entrée (3/4)7  fitoriana (tory)
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  Filazana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra: ilana fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny [1.1]

Entrée (4/4)10  fitoriana (tory)
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao [1.1]
Explications en anglais  13  an accusation [1.7]
Explications en français  14  celui qu'on peut accuser auprès des juges [1.3]
15  accusation [1.8]

Anagrammes  16  firiotana, fitoriana

Mis à jour le 2020/07/31