|
|
|
|

Entrée1  fitoerana
Radical  2  toetra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fipetrahan' ny zavatra iray, ny misy (ny zavatra iray voalaza) andavanandro: Eto no fitoeran' ilay bokiko, ka mahagaga fa tsy hitako eto ilay izy
Ao amin' ny vatana salama no fitoeran' ny saina salama
Toerana: Ataovy amin' ny fitoerana maina ireo voankazo ireo
Toerana omby hipetrahana: Omeo fitoerana kely eo aminareo eo izy
Zavatra ametrahan-javatra hafa: Fitoeran-dranomainty
Explications en anglais  5  [1.7] a place, a location
Explications en français  6  [1.8] endroit, place
7  [1.13] emplacement, position, siège
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot fitoerana

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21