|
|
|
|

Entrée1 fitiavana
Radical  2tia
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao. [1.1]
Explications en anglais  5love, affection, liking. [1.7]
Explications en français  6amour, affection. [1.8]
Vocabulaire  7 Emotions
Tous les mots composés  82 combinaisons de ce mot
Proverbes  9 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02