Entrée (1/2) | 1 fitandremana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fampifantohana ny saina amin'ny zavatra atao: Ilaina ny fitandremana rehefa manao asa-marika. Fiambenana olona: Mila olona be fahafoizan-tena ny fitandremana ireo zaza ireo. Fikarakarana, fanolokoloana: Ataovy anton-draharaha ny fitandremana ireo voninkazoko ireo mandritra ny tsy maha-eto ahy. Fanarahana, fanatanterahana (adidy): Zavatra iray ihany no tsy maha-voaheloka: ny fitandremana ny didy aman-dalàna. |
Explications en anglais |
4 [1.7] the act of caring for |
Explications en français |
5 [1.8] action de surveiller, de prendre soin |
Radical | 6 tandrina |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 8 fitandremana |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en anglais |
10 [1.7] a parish |
Explications en français |
11 [1.8] paroisse |
Radical | 12 tandrina |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |