|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitandremana
Radical  2  tandrina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fampifantohana ny saina amin'ny zavatra atao: Ilaina ny fitandremana rehefa manao asa-marika.
5  Fiambenana olona: Mila olona be fahafoizan-tena ny fitandremana ireo zaza ireo.
6  Fikarakarana, fanolokoloana: Ataovy anton-draharaha ny fitandremana ireo voninkazoko ireo mandritra ny tsy maha-eto ahy.
7  Fanarahana, fanatanterahana (adidy): Zavatra iray ihany no tsy maha-voaheloka: ny fitandremana ny didy aman-dalàna. [1.1]
Explications en anglais  8  the act of caring for [1.7]
Explications en français  9  action de surveiller, de prendre soin [1.8]
Mots composés 

Entrée (2/2)11  fitandremana
Radical  12  tandrina
Partie du discours  13  nom
Explications en anglais  14  a parish [1.7]
Explications en français  15  paroisse [1.8]

Mis à jour le 2023/09/08