|
|
|
|

Entrée1  firaisan-kina
Mots élémentaires  2  firaisana, hina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] Fifanarahana, fane kena hiaraka amin' ny fanaovan-javatra iray
Explications en anglais  5  [1.7] unity of purpose
Explications en français  6  [1.8] union d'efforts, solidarité
7  [1.13][firaisankina] solidarité
Exemples  8  Tsy atoroko anareo ny firaisankina. [2.895#78]
9  Ny firaisan-kina no fanalam-pahoriana [2.558]
10  Samy manana izay firaisankina mety ho vitany sy ahitany tombontsoa. [1.369]
11  Fa amin' izany ny firenena homeko molotra madio hiantsoan' izy rehetra ny anaran' ny Tompo sy hanompoany azy amim-piraisan-kina [2.996#43.3.9]
12  Ny tolom-piavotana, mbamin'ny fitondran-tena amin' ny maha olom-pirenena sy ny firaisan-kinany no averimberina any an-tsekoly [2.606#116]
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot firaisan-kina

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21