Entrée (1/2) | 1 firaisana |
Radical | 2 iray |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en anglais |
4 [1.7] union; agreement |
Explications en français |
5 [1.8] union; accord 6 [1.13] rapport sexuel, accouplement |
Exemples |
7 Ho amin' ny firaisana no nahatongavany. [2.356#] 8 Nampianatra ny firaisana sy fifankatiavana ny mpampianatra. [2.332#] |
Analogues | 9 filomiana |
Mots composés |
|
Titres | 12 Firaisambe Afrikana () |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot firaisana |
Entrée (2/2) | 14 firaisana |
Radical | 15 iray |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 [1.1] Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany |
Vocabulaire |
18 Politique |
Synonymes | 19 firaisam-pokontany |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |