Entrée | 1 firaisam-pokontany |
Radical | 2 iray, foko, tany |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany |
Explications en français |
5 [1.5] littéralement "union des collectivités"; sous le régime Ratsiraka, arrondissement (correspond aux cantons de l'époque coloniale et du régime Tsiranana) |
Exemples |
6 Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”. [4.27] |
Vocabulaire |
7 Politique |
Synonymes | 8 firaisana |
Mis à jour le 2024/12/10 |